Tetikasa Hery Mifanandrina 2.0
Andao hiara-hizara boky an-tapitrisany aminay mandritra ny taona 2023 sy 2024 mba ho fiomanana amin'ny fiavian'i Jesosy.
Ellen G. White
Mpiara-manorina ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Sabata
Manahy kokoa aho amin'ny fizarana an'ity boky ity noho ny fizarana ny boky hafa ... satria ao amin'ny Hery Mifanandrinadia tena mazava be ny hafatra fampitandremana farany ho an'izao tontolo izao noho ny any amin'ny bokiko hafa rehetra.
Zavatra nalaina
Fiteny
Ted N. C. Wilson
Filohan'ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Sabata
Ted N. C. Wilson
Filohan'ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Sabata
Ahoana no handraisana anjara
Dingana
Asehoy ny biraon'ny fiangonana ny tetikasanao
Dingana
Fidio ny faritany hiandraiketanao
Dingana
Manafara an'izay boky hilainao
Dingana
Zarao
Nanindry mandry ahy hanoratra ity boky ity ny Tompo mba haparitaka tsy misy hataka andro any amin’ny faritra rehetra eto amin’izao tontolo izao ity boky ity, satria ilaina ho fanomanana ny olona ho tafajoro amin’ny andron’ny Tompo ny fampitandremana raketiny.
Ellen G. White, Manuscript 24, 1891
Alaivo ny Hery Mifanandrina sy ny fanazavana hafa ilaina
Famintinana
Araka ny hevitrao, moa ve mihatsara izao tontolo izao sa miharatsy? Tsy mahagaga raha ny ankamaroan’ny olona ankehitriny no mino fa miharatsy izao tontolo izao. Azo heverina fa izany fomba fijery maneran-tany toa tsy misy fanantenana izany dia vokatry ny kolontsaina anjakan’ny vaovao ratsy maro, na koa noho ny fahafantarantsika ilay fahamarinana mampangitakitaka voarakitr’ity boky ity: misy faharatsiana lalim-paka eto amin’ity planeta ity ary tsy manan-kery isika eo anatrehan’izany.
Ahariharin’ny Hery Mifanandrina ny niandohan’ny fitontonganan’ny taranak’olombelona, ary tsy izay ihany fa ilay ady goavana izay miseho lany amin’ny alalan’ny areti-mandringana sy ny loza, ny fahalovana sy ny fandripahana, ary ny vonoan’olona sy ny faharavana. Ho hitanao ao anatin’ity asasoratra miavaka ity ny hoe iza no ambadik’izany faharatsiana izany, iza Ilay Mpandresy amin’ny tsara, ary koa misy fetrany ny fahotana. Raha tianao ny ho vonona ho amin’ny fiafaran’izao tontolo izao sy ny hiditra ao amin’ilay tontolo be voninahitra ho avy, dia vakio ity boky ity.
Fiteny:
Be mpaka indrindra